Не ви допада? Няма проблеми! Можете да върнете стоките до 30 дни
Няма да сбъркате с подаръчен ваучер. Получателят може да избере нещо от нашия асортимент с подаръчен ваучер.
До 30 дни за връщане на стоки
Ny Takelaka Tsara Soratra dia Ambatonamelankafatra mirakitra sy mitahiry lahatsoratra voakaly, na sombintantara na tantara foronina na tononkalo na lahatsoratra fanadihadiana hafa. Ny Tsara Soratra koa dia Ambohipihaonana ho an'ny mpanoratra sy ny mpamaky. Eto no ahafahan'ireo mpanoratra Malagasy, na ireo vao manomboka, na ireo vao misandratra, na ireo efa kalaza, mizara sy mampiranty ny asasorany amin'ireo mpankafy izany.
Ny Takelaka www.soratra.org sy ny Takelaka Tsara Soratra dia orinezaky ny RanjaSoa Publishing.
Здравейте! Аз съм Libroamiko, вашият книжен съветник.
Как мога да ви помогна?